Matthew 21:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ahoana kosa ny hevitrareo? Nisy lehilahy iray nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin’ny lahimatoa izy ka niteny hoe: Anaka, andeha miasa any amin’ny tanim-boaloboka anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy anankiray nanan-janaka roa lahy, dia nanatona ny lahimatoa izy ka nanao taminy hoe: ‹Andeha, anaka miasa any amin’ny tanimboaloboko anio›.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Jesoa tamin’ireo lohandoha-mpisorona sy ireo loholona hoe: –Ahoana kosa ny hevitrareo ny amin’ity? Nisy lehilahy nanan-janaka roa lahy. Dia nankeo amin’ny voalohany izy ka niteny taminy hoe: «Ndeha, anaka, miasa any amin’ny tanimboaloboko anio!»
Malagasy Bible 1865
Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin'ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin'ny tanim-boaloboko anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ahoana kosa ny hevitrareo? Nisy lehilahy iray nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin’ny lahimatoa izy ka niteny hoe: Anaka, andeha miasa any amin’ny tanim-boaloboka anio.
malagasy
Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin'ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin'ny tanim-boaloboko anio.