Matthew 21:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly izy hoe: Tsy handeha aho; nefa nony avy eo dia nanenina izy ka nandeha ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Tsy handeha aho›, hoy izy; kanjo nony afaka izany, nanenina izy ka nandeha ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny navaliny: «Izao dia izao ihany aho dia handeha, tompoko»; kanjo tsy nandeha ilay io.
Malagasy Bible 1865
Fa namaly izy ka nanao hoe: Tsy handeha aho; nefa nony afaka izany, dia nanenina izy ka nandeha ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly izy hoe: Tsy handeha aho; nefa nony avy eo dia nanenina izy ka nandeha ihany.
malagasy
Fa namaly izy ka nanao hoe: Tsy handeha aho; nefa nony afaka izany, dia nanenina izy ka nandeha ihany.