Matthew 21:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy miteny anareo dia lazao hoe: Misy ilàn’ny Tompo azy; ary havelany hoentinareo avy hatrany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka raha tahiny misy miteny aminareo, dia ilazao hoe: ‹Misy ilàn’ny Tompo azy› dia havelany hoentinareo miaraka amin’izay izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha misy olona manontany anareo, dia valio hoe: «Misy ilàn’ny Tompo azy!» Dia havelany hoentinareo miaraka amin’izay ny boriky vavy sy ny zanany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy miteny anareo, dia lazao hoe: Misy raharaha analan'ny Tompo azy; ary dia havelany ho entina miaraka amin'izay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy miteny anareo dia lazao hoe: Misy ilàn’ny Tompo azy; ary havelany hoentinareo avy hatrany izy.
malagasy
Ary raha misy miteny anareo, dia lazao hoe: Misy raharaha analan'ny Tompo azy; ary dia havelany ho entina miaraka amin'izay izy.