Matthew 21:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nankeo amin’ny faralahy izy ka niteny toy izany koa. Ary namaly azy kosa izy hoe: Handeha aho, tompoko; kanjo tsy nandeha izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankeo amin’ilay iray indray izy ka nilaza toraka izany koa. ‹Handeha aho, tompoko›, hoy io; kanefa tsy nandeha izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankeo amin’ny faharoa izy ka niteny taminy toy izany koa. Ary hoy ny navaliny: «Tsy handeha aho»; kanjo nanenina izy taorian’izany ka nandeha ihany.
Malagasy Bible 1865
Dia nankeo amin'ny faralahy izy ka niteny toy izany koa. Ary izy namaly ka nanao hoe: Handeha aho, tompoko; kanjo tsy nandeha izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nankeo amin’ny faralahy izy ka niteny toy izany koa. Ary namaly azy kosa izy hoe: Handeha aho, tompoko; kanjo tsy nandeha izy.
malagasy
Dia nankeo amin'ny faralahy izy ka niteny toy izany koa. Ary izy namaly ka nanao hoe: Handeha aho, tompoko; kanjo tsy nandeha izy.