Matthew 21:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpiasa tany anefa dia nisambotra ireo mpanompony, koa ny iray dia nokapohiny, ny iray dia novonoiny ary ny iray dia notorahany vato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nosamborin’ireo mpiasa ny ankizilahiny, ka ny anankiray nokapohiny, ny anankiray novonoiny, ary ny anankiray notorahany vato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nosamborin’ireo mpamboly ny mpiasany ka ny anankiray nokapohiny, ny anankiray novonoiny ary ny anankiray notorahany vato.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpiasa tany nisambotra ny mpanompony, ka ny anankiray nokapohiny, ary ny anankiray novonoiny, ary ny anankiray notorahany vato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpiasa tany anefa dia nisambotra ireo mpanompony, koa ny iray dia nokapohiny, ny iray dia novonoiny ary ny iray dia notorahany vato.
malagasy
Fa ny mpiasa tany nisambotra ny mpanompony, ka ny anankiray nokapohiny, ary ny anankiray novonoiny, ary ny anankiray notorahany vato.