Matthew 21:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naniraka mpanompo hafa indray izy, maro noho ny teo; nefa nataony toy izany koa ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka ankizilahy maromaro kokoa noho ny taloha indray izy, fa nataony toraka izany ihany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mpiasa hafa, maro noho ny teo indray, no nirahiny; kanefa nataon’ireo mpamboly toy izany koa.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka mpanompo hafa koa indray izy, maro noho ny teo; fa nataony toy izany koa ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naniraka mpanompo hafa indray izy, maro noho ny teo; nefa nataony toy izany koa ireny.
malagasy
Dia naniraka mpanompo hafa koa indray izy, maro noho ny teo; fa nataony toy izany koa ireny.