Matthew 21:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nony farany dia naniraka ny zanany hankany aminy izy sady niteny hoe: Hanaja ny zanako ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony farany dia ny zanany lahy no nirahiny ho any aminy, fa hanaja ny zanako izy, hoy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny farany dia ny zanany no nirahiny ho any amin’ireo mpamboly, fa hoy ilay tompon’ny tanimboaloboka: «Hananan’ireo hena-maso ny zanako!»
Malagasy Bible 1865
Ary nony farany dia naniraka ny zanany hankany aminy izy ka nanao hoe: Hanaja ny zanako izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nony farany dia naniraka ny zanany hankany aminy izy sady niteny hoe: Hanaja ny zanako ireo.
malagasy
Ary nony farany dia naniraka ny zanany hankany aminy izy ka nanao hoe: Hanaja ny zanako izy.