Matthew 21:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo ny mpiasa tany, nony nahita ilay zanaka, dia nifampiresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika dia ho lasantsika ny lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nony hitan’ireo mpiasa ilay zanany lahy, dia nifampilaza izy ireo hoe: ‹Ity ny mpandova; andeha hovonointsika ity, dia ho lasantsika ny lovany›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nahita ity zanany kosa ireo mpamboly, dia nifampiresaka hoe: «Ny mpandova ity, ka ndeha hovonoina dia ho lasantsika ny lovany.»
Malagasy Bible 1865
Kanjo ny mpiasa tany, nony nahita ny zanaka, dia niresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika izy, dia ho lasantsika ny lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo ny mpiasa tany, nony nahita ilay zanaka, dia nifampiresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika dia ho lasantsika ny lovany.
malagasy
Kanjo ny mpiasa tany, nony nahita ny zanaka, dia niresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika izy, dia ho lasantsika ny lovany.