Matthew 21:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosamborin’ireo izy ka navoakany teny ivelan’ny tanim-boaloboka ary novonoiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nosamboriny izy ka nentiny tany ivelan’ny tanimboaloboka, ary novonoiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nosamborin’ireo mpamboly izy ka natosiny tany ivelan’ny tanimboaloboka ary novonoiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nisambotra azy izy ka namoaka azy teo ivelan'ny tanim-boaloboka, dia namono azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosamborin’ireo izy ka navoakany teny ivelan’ny tanim-boaloboka ary novonoiny.
malagasy
Ary nisambotra azy izy ka namoaka azy teo ivelan'ny tanim-boaloboka, dia namono azy.