Matthew 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga izany rehetra izany mba ho tanteraka ity teny nolazain’ny mpaminany ity hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany dia tonga mba ho tanteraka ilay voalazan’ny Tompo tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe:
Malagasy Bible 1865
Izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe:
malagasy
Izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazaina ny mpaminany hoe: