Matthew 21:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa tonga ny tompon’ny tanim-boaloboka, hataony ahoana moa ireo mpiasa tany ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa rehefa tonga ilay tompon’ny tanimboaloboka, hataony ahoana moa izany mpiasa izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa nanontany hoe: –Raha tonga àry ilay tompon’ny tanimboaloboka, inona moa no hataony amin’ireo mpamboly ireo?
Malagasy Bible 1865
Koa raha tonga ny tompon'ny tanim-boaloboka, hataony ahoana moa izany mpiasa tany izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa tonga ny tompon’ny tanim-boaloboka, hataony ahoana moa ireo mpiasa tany ireo?
malagasy
Koa raha tonga ny tompon'ny tanim-boaloboka, hataony ahoana moa izany mpiasa tany izany?