Matthew 21:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay potraka amin’ity vato ity dia ho torotoro, ary na zovy na zovy no hianjerany dia ho montsamontsana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay ho lavo amin’ny ity vato ity dia ho torotoro; ary izay hianjeran’ity vato ity dia ho mongomongo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mianjera amin’izany vato izany dia ho torotoro; ary izay ianjerany kosa ho montsamontsana.]
Malagasy Bible 1865
Ary izay potraka amin'ity vato ity dia ho torotoro, fa na zovy na zovy no hianjerany, dia ho mongomongo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay potraka amin’ity vato ity dia ho torotoro, ary na zovy na zovy no hianjerany dia ho montsamontsana.
malagasy
Ary izay potraka amin'ity vato ity dia ho torotoro, fa na zovy na zovy no hianjerany, dia ho mongomongo.[Gr. haely toy ny vovoka]