Matthew 21:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitady hisambotra Azy izy ireo, saingy natahotra ny vahoaka satria neken’ny vahoaka ho mpaminany Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nitady hisambotra Azy; saingy natahotra ny vahoaka izay nanao Azy ho mpaminany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitady hisambotra Azy ry zareo, saingy natahotra ny vahoaka izay nankatò an’i Jesoa ho mpaminanin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Dia nitady hisambotra Azy izy, saingy natahotra ny vahoaka, satria nataon'ny vahoaka ho mpaminany Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitady hisambotra Azy izy ireo, saingy natahotra ny vahoaka satria neken’ny vahoaka ho mpaminany Jesosy.
malagasy
Dia nitady hisambotra Azy izy, saingy natahotra ny vahoaka, satria nataon'ny vahoaka ho mpaminany Jesosy.