Matthew 21:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Lazao amin’i Ziona zanakavavy; indro ny Mpanjakanao avy ho anao, malemy fanahy sady mitaingina boriky, dia zanaky ny boriky miasa.»
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Lazao amin’ny zanakavavin’i Siôna hoe: Indro ny Mpanjakanao mankeo aminao. malemy fanahy sady mitaingina ampondra, dia zanak’ampondra mitondra jioga.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao lazaina amin’ny mponina ao Tsiôna: Indro ny mpanjakanareo fa tonga eo aminareo, feno halemem-panahy sady mitaingina boriky vavy dia boriky vavy ombàn-janany, zanaky ny mitondra zioga.»
Malagasy Bible 1865
Lazao amin'i Ziona zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao, Malemy fanahy sady mitaingina boriky, Dia zanaky ny boriky miasa (Zak. 9. 9).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Lazao amin’i Ziona* zanakavavy; indro ny Mpanjakanao avy ho anao, malemy fanahy sady mitaingina boriky, dia zanaky ny boriky miasa.»
malagasy
Lazao amin'i Ziona zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao, Malemy fanahy sady mitaingina boriky, Dia zanaky ny boriky miasa (Zak. 9. 9).[Gr. mitondra zioga]