Matthew 21:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha ny mpianatra ka nanatanteraka izay toromarika nomen’i Jesosy azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha ny mpianatra ka nanao araka izay nasain’i Jesoa nataony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandeha ireto mpianatra ka nanao araka ny nandidian’i Jesoa azy.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nandeha ny mpianatra ka nanao araka izay nandidian'i Jesosy azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha ny mpianatra ka nanatanteraka izay toromarika nomen’i Jesosy azy,
malagasy
Ary dia nandeha ny mpianatra ka nanao araka izay nandidian'i Jesosy azy,