Matthew 21:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa noentiny ny boriky sy ny zanany ary nataony teo amboniny ny lambany, dia nitaingina azy Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nentiny ny ampondra sy ny zanany ka nataony teo amboniny ny fitafiany, dia nitaingina teo i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentin’izy roa lahy ny boriky vavy ombàn-janany; ary ny mpianatra rehetra dia samy nametraka ny lambany teo ambonin’ny boriky vavy ombàn-janany, ka tambony lamba i Jesoa no nitaingina.
Malagasy Bible 1865
dia nentiny ny boriky sy ny zanany ary nataony teo amboniny ny lambany, ary Jesosy dia nitaingina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa noentiny ny boriky sy ny zanany ary nataony teo amboniny ny lambany, dia nitaingina azy Jesosy.
malagasy
dia nentiny ny boriky sy ny zanany ary nataony teo amboniny ny lambany, ary Jesosy dia nitaingina azy.