Matthew 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny ankabeazan’ny vahoaka dia namelatra ny lambany teny an-dalana; ny sasany dia nanapaka rantsan-kazo ary nampihahaka izany teny an-dalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Be ny vahoaka namelatra ny fitafiany teny amin’ny làlana; ny sasany kosa naka rantsan-kazo dia nampihahaka azy teny an-dalana koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Be tokoa ny vahoaka namelatra ny lambany teny amin’ny lalan’i Jesoa; ny sasany kosa rantsan-kazo tinapaka no naparitany teny amin’ny lalan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny ankabiazan'ny vahoaka dia namelatra ny lambany teny an-dalana; ary ny sasany nanapaka rantsan-kazo, dia nahahany teny an-dalana koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny ankabeazan’ny vahoaka dia namelatra ny lambany teny an-dalana; ny sasany dia nanapaka rantsan-kazo ary nampihahaka izany teny an-dalana.
malagasy
Ary ny ankabiazan'ny vahoaka dia namelatra ny lambany teny an-dalana; ary ny sasany nanapaka rantsan-kazo, dia nahahany teny an-dalana koa izany.