Matthew 22:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy mbola niteny taminy tamin’ny fanoharana hafa hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niteny indray i Jesoa nanao fanoharana tamin’ireo hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampiasa fanoharana tamin-dry zareo indray i Jesoa ka niteny hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly, dia nilaza fanoharana taminy indray ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy mbola niteny taminy tamin’ny fanoharana hafa hoe:
malagasy
Ary Jesosy namaly, dia nilaza fanoharana taminy indray ka nanao hoe: