Matthew 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha ho eny amin’ny lalana ireny mpanompo ireny ka namory izay rehetra hitany, na ny ratsy na ny tsara; dia feno mpiara-misakafo ny fampakaram-bady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niely eran’ny arabe ny ankiziny, nanangona izay rehetra hitany na tsara na ratsy, ka hipoka ny mpihinana ny trano fampakarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niely eran’ny arabe ireto mpiasa ka namory izay rehetra hitany, na ratsy fanahy na tsara fanahy; ary dia hipoka ny mpihinana ilay trano nanaovana ny fanasambe.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka ho any amin'ny lalana ireny mpanompo ireny ka namory izay rehetra hitany, na ny ratsy, na ny tsara; ary dia feno mpihinana ny fampakaram-bady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha ho eny amin’ny lalana ireny mpanompo ireny ka namory izay rehetra hitany, na ny ratsy na ny tsara; dia feno mpiara-misakafo ny fampakaram-bady.
malagasy
Dia nivoaka ho any amin'ny lalana ireny mpanompo ireny ka namory izay rehetra hitany, na ny ratsy, na ny tsara; ary dia feno mpihinana ny fampakaram-bady.