Matthew 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony efa niditra ny mpanjaka hizaha ny mpiara-misakafo dia nahita lehilahy iray izay tsy niakanjo ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niditra ny mpanjaka hizaha ny mpihinana, ka nahita lehilahy anankiray tsy niakanjo ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niditra kosa ny mpanjaka hizaha ny mpihinana; ary hitany teo ity lehilahy anankiray tsy nanao ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady
Malagasy Bible 1865
Ary nony efa niditra ny mpanjaka hizaha ny mpihinana, dia nahita lehilahy anankiray izay tsy niakanjo ny akanjo fitondra amin'ny fampakaram-bady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony efa niditra ny mpanjaka hizaha ny mpiara-misakafo dia nahita lehilahy iray izay tsy niakanjo ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady.
malagasy
Ary nony efa niditra ny mpanjaka hizaha ny mpihinana, dia nahita lehilahy anankiray izay tsy niakanjo ny akanjo fitondra amin'ny fampakaram-bady.