Matthew 22:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy taminy: Ry sakaiza, ahoana no idiranao eto, nefa ianao tsy manana ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady? Dia tsy nahateny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoy izy taminy: ‹Ry sakaiza, nahoana ianao no niditra eto, nefa tsy miakanjo ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady?› Fa sina ilay olona;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nilazany hoe: «Ry sakaiza, ahoana ianao no tafiditra eto, kanefa tsy manana ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady?» Fa tsy nahateny ilay olona.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy taminy: Ry sakaiza, ahoana no idiranao eto, nefa ianao tsy miakanjo ny akanjo fitondra amin'ny fampakaram-bady? Dia sina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy taminy: Ry sakaiza, ahoana no idiranao eto, nefa ianao tsy manana ny akanjo fitondra amin’ny fampakaram-bady? Dia tsy nahateny izy.
malagasy
Dia hoy izy taminy: Ry sakaiza, ahoana no idiranao eto, nefa ianao tsy miakanjo ny akanjo fitondra amin'ny fampakaram-bady? Dia sina izy.