Matthew 22:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa maro no antsoina nefa vitsy no fidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa maro no nantsoina, nefa vitsy no fidina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Eny, maro no voaantso, fa vitsy no voafidy!
Malagasy Bible 1865
Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa maro no antsoina nefa vitsy no fidina.
malagasy
Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina.