Matthew 22:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izay dia lasa ny Fariseo ka nikaon-doha mba hamandrika Azy amin’ny teniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay dia lasa ny Farisianina niray tetika hamandrika Azy amin’ny teniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia lasa ireo Farisianina ka niara-nisaina momba izay fanontaniana mety hamandrihany an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay dia lasa ny Fariseo ka niara-nisaina mba hamandrika Azy amin'ny teniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izay dia lasa ny Fariseo* ka nikaon-doha mba hamandrika Azy amin’ny teniny.
malagasy
Ary tamin'izay dia lasa ny Fariseo ka niara-nisaina mba hamandrika Azy amin'ny teniny.