Matthew 22:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa naniraka ny mpianany mbamin’ny Herodiana hankeo aminy izy ireo ka niteny hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa marina Ianao ka mampianatra marina ny lalànan’Andriamanitra ary tsy miahiahy olona satria tsy mba mizaha tavan’olona Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka ny mpianany niaraka tamin’ny Herôdianina ho any aminy izy ireo nanao hoe: «Ry Mpampianatra ô, fantatray fa marina ianao, ary mampianatra ny lalan’Andriamanitra araka ny marina, ka tsy mampaninona anao ny olona; satria tsy mizaha tavan’olona ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naniraka ny mpianany mbamin’ny Herôdianina ry zareo ho any amin’i Jesoa, ka hoy ireto iraka hoe: –Mpampianatra ô, fantatray fa olo-marina Ianao ary mampianatra tsotra ny lalana soritan’Andriamanitra; sady tsy mampaninona Anao izay mety ho hevitry ny hafa, satria tsy mizaha tavan’olona Ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka ny mpianany mbamin'ny Herodiana hankeo aminy izy ka nanao hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa marina Hianao ka mampianatra marina ny lalan'Andriamanitra ary tsy manahy olona, satria tsy mba mizaha tavan'olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa naniraka ny mpianany mbamin’ny Herodiana hankeo aminy izy ireo ka niteny hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa marina Ianao ka mampianatra marina ny lalànan’Andriamanitra ary tsy miahiahy olona satria tsy mba mizaha tavan’olona Ianao.
malagasy