Matthew 22:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lazao aminay ary izay hevitrao: Moa mety va ny mandoa vola hetra ho an’i Kaisara sa tsia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mba lazao aminay izay hevitrao ny amin’ity: mety va ny mandoa hetra ho an’i Sezara sa tsia?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mba lazao aminay izay hevitrao ny amin’ity: Azonay atao ve ny mandoa hetra amin’ny amperôra rômanina sa tsia?
Malagasy Bible 1865
Koa lazao aminay ary izay hevitrao: Moa mety va ny mandoa vola hetra ho an'i Kaisara, sa tsia?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa lazao aminay ary izay hevitrao: Moa mety va ny mandoa vola hetra ho an’i Kaisara sa tsia?
malagasy
Koa lazao aminay ary izay hevitrao: Moa mety va ny mandoa vola hetra ho an'i Kaisara, sa tsia?