Matthew 22:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy nahalala ny faharatsiany ka hoy Izy: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Jesoa nahalala ny faharatsiany ka nanao hoe: «Ry mpihatsaravelatsihy, nahoana ianareo no maka fanahy Ahy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Takatr’i Jesoa anefa ny sain-dratsin’ireo ka hoy Izy taminy: –Ry mpihatsaravelatsihy, nahoana no maka fanahy Ahy ianareo?
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy nahalala ny faharatsiany, dia nanao hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy nahalala ny faharatsiany ka hoy Izy: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy?
malagasy
Fa Jesosy nahalala ny faharatsiany, dia nanao hoe: Nahoana no maka fanahy Ahy ianareo, ry mpihatsaravelatsihy?