Matthew 22:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia nitondrany denaria iray Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asehoy Ahy ny farantsa kely fandoa amin’ny hetra,» dia nanasehoany denie iray Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia notoloran-dry zareo denàry anankiray Izy.
Malagasy Bible 1865
Asehoy Ahy ny farantsakely fandoa amin'ny hetra. Dia nitondrany denaria Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asehoy Ahy ny vola fandoa amin’ny hetra. Dia nitondrany denaria* iray Izy.
malagasy
Asehoy Ahy ny farantsakely fandoa amin'ny hetra. Dia nitondrany denaria Izy.