Matthew 22:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray izay nanao fanasana noho ny amin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny andriamanjaka anankiray izay nanao fanasana tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.
Malagasy Bible 1865
Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka, izay nanao fanasana fampakaram-bady ho an'ny zananilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray izay nanao fanasana noho ny amin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.
malagasy
Ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka, izay nanao fanasana fampakaram-bady ho an'ny zananilahy.