Matthew 22:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: An’iza ity sary sy soratra ity?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Sarin’iza sy anaran’iza ity?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa nanontany azy: –Sarin’iza io ary anaran’iza?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: An'iza ity sary sy soratra ity?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: An’iza ity sary sy soratra ity?
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: An'iza ity sary sy soratra ity?