Matthew 22:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ireo Taminy: An’i Kaisara. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an’i Kaisara ary izay an’i Kaisara ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«An’i Sezara,» hoy ireo. «Raha izany àry, hoy Izy, dia aloavy ho an’i Sezara izay an’i Sezara, ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka novalian’ireo hoe: –An’ny amperôra rômanina! Tamin’izay dia hoy i Jesoa taminy: –Raha izany àry, dia avereno amin’ny amperôra rômanina izay an’ny amperôra rômanina ary amin’Andriamanitra izay an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Hoy izy taminy: An'i Kaisara. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an'i Kaisara ary izay an'i Kaisara, ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ireo Taminy: An’i Kaisara. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an’i Kaisara ary izay an’i Kaisara ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra.
malagasy
Hoy izy taminy: An'i Kaisara. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an'i Kaisara ary izay an'i Kaisara, ary ho an'Andriamanitra izay an'Andriamanitra.