Matthew 22:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’io andro io ihany dia nankeo amin’i Jesosy ny Sadoseo sasany izay nilaza fa tsy misy ny fitsanganana amin’ny maty ka nanontany Azy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’io andro io ihany koa dia nisy Sadoseanina, izay mandà ny fitsanganan’ny maty, tonga nanatona Azy sy nanontany Azy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtr’iny ihany, ireo Tsadoseanina izay milaza fa tsy misy fitsanganan’ny maty ho velona dia mba nisy nanatona an’i Jesoa ary nanontany Azy
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany dia nankeo amin'i Jesosy ny Sadoseo sasany, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, ka nanontany Azy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’io andro io ihany dia nankeo amin’i Jesosy ny Sadoseo* sasany izay nilaza fa tsy misy ny fitsanganana amin’ny maty ka nanontany Azy hoe:
malagasy
Tamin'izany andro izany dia nankeo amin'i Jesosy ny Sadoseo sasany, izay milaza fa tsy misy fitsanganan'ny maty, ka nanontany Azy hoe: