Matthew 22:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpampianatra ô, i Mosesy dia nilaza hoe: «Raha misy lehilahy maty momba dia aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny» (Deo 25.5).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry Mpampianatra ô, i Môizy nilaza hoe: ‹Raha misy lehilahy maty momba, aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny, mba hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hoe: –Mpampianatra ô, izao no voalazan’i Mosesy: «Raha misy lehilahy maty tsy nanan-taranaka, dia aoka ny rahalahiny hampakatra ny vady navelany, mba hiteraka hamela solofo ho an’ny maty.»
Malagasy Bible 1865
Mpampianatra ô, Mosesy nilaza hoe: Raha misy maty momba, aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpampianatra ô, i Mosesy dia nilaza hoe: «Raha misy lehilahy maty momba dia aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny» (Deo 25.5).
malagasy
Mpampianatra ô, Mosesy nilaza hoe: Raha misy maty momba, aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny ka hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny (Deo. 25. 5).