Matthew 22:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary nampaka-bady ny zokiny dia maty, ary satria tsy niteraka izy dia navelany ho an’ny rahalahiny ny vadiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tany aminay nisy olona fito mirahalahy, ary nanambady ny lahimatoa dia maty, ka noho izy tsy niteraka, dia navelany ho an’ny zandriny ny vadiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nisy teo aminay olona fito mirahalahy. Nampaka-bady ny lahimatoa, saingy maty tsy nanana solofo ka namela ny vadiny ho an’ny rahalahiny.
Malagasy Bible 1865
Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty, ary satria tsy nanan-janaka iry, dia navelany ho an'ny rahalahiny ny vadiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary nampaka-bady ny zokiny dia maty, ary satria tsy niteraka izy dia navelany ho an’ny rahalahiny ny vadiny;
malagasy
Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty, ary satria tsy nanan-janaka iry, dia navelany ho an'ny rahalahiny ny vadiny;