Matthew 22:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary toy izany koa no nitranga tamin’ilay faharoa sy fahatelo ka hatramin’ny fahafito;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toraka izany koa ity faharoa sy ny fahatelo ary dia hatramin’izy fito mirahalahy.
Malagasy Bible 1865
ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin'ny fahafito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin’ny fahafito.
malagasy
ary toy izany koa ny faharoa sy ny fahatelo, hatramin'ny fahafito.