Matthew 22:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tao aorianan’izy rehetra dia maty koa Ravehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary faran’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izy rehetra dia maty koa ravehivavy.
Malagasy Bible 1865
Koa faran'izy rehetra dia maty koa ravehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tao aorianan’izy rehetra dia maty koa Ravehivavy.
malagasy
Koa faran'izy rehetra dia maty koa ravehivavy.