Matthew 22:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, ho vadin’iza amin’izy fito mirahalahy moa Ravehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mby amin’ny fitsanganan’ny maty, iza amin’izy fito mirahalahy no ho tompom-bady? fa samy nanambady azy izy rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny fitsanganan’ny maty ho velona àry, mba ho vadin’iza amin’izy fito mirahalahy ireo ravehivavy fa izy rehetra efa samy nanambady azy?
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza amin'izy fito mirahalahy moa ravehivavy? satria efa samy nanambady azy avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’ny fitsanganan’ny maty, ho vadin’iza amin’izy fito mirahalahy moa Ravehivavy? Satria efa samy nanambady azy avokoa izy rehetra.
malagasy
Ary amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza amin'izy fito mirahalahy moa ravehivavy? satria efa samy nanambady azy avokoa izy rehetra.