Matthew 22:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy namaly azy ireo hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsy fahafantaranareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa namaly ka nanao taminy hoe: «Diso hevitra ianareo, satria samy tsy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Diso hevitra ianareo fa tsy misy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy namaly azy ireo hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsy fahafantaranareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra.
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra.