Matthew 22:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naniraka ny mpanompony izy hiantso izay efa nasaina mba hankao amin’ny fampakaram-bady; nefa tsy nety ho avy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka naniraka ny ankiziny hanainga izay efa nasaina, ho any amin’ny fampakaram-bady, fa tsy nety nankany ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirahin’ity mpanjaka ireo mpiasany hiantso ny olona nasaina hankao amin’ny fanasambe, fa tsy nety ho avy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary izy naniraka ny mpanompony hiantso izay efa nasaina mba hankao amin'ny fampakaram-bady; fa tsy nety ho avy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naniraka ny mpanompony izy hiantso izay efa nasaina mba hankao amin’ny fampakaram-bady; nefa tsy nety ho avy ireo.
malagasy
Ary izy naniraka ny mpanompony hiantso izay efa nasaina mba hankao amin'ny fampakaram-bady; fa tsy nety ho avy ireo.