Matthew 22:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’ny fitsanganan’ny maty dia tsy mba hisy olona hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha mby amin’ny fitsanganan’ny maty, dia tsy hisy mpampakatra sy ampakarina intsony; fa ho tahaka ny Anjelin’Andriamanitra any an-danitra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga ny fitsanganan’ny maty ho velona, dia tsy hisy olona hampaka-bady na hampakarina intsony, fa samy hitovy amin’ny anjely any an-danitra avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa amin'ny fitsanganan'ny maty dia tsy mba hisy hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’ny fitsanganan’ny maty dia tsy mba hisy olona hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.
malagasy
Fa amin'ny fitsanganan'ny maty dia tsy mba hisy hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.[Na: (anjelin'Andriamanitra)]