Matthew 22:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ny amin’ny fitsanganan’ny maty, moa mbola tsy novakinareo va ny teny nataon’Andriamanitra taminareo milaza hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amin’ny fitsanganan’ny maty, moa tsy mba novakinareo va ny teny nolazain’Andriamanitra taminareo hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary momba ny hoe fitsanganan’ny maty ho velona, moa tsy novakînareo ao amin’ny bokin’i Mosesy ve ilay voalazan’Andriamanitra taminareo hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa ny amin'ny fitsanganan'ny maty, moa tsy mbola novakinareo va ny teny nataon'Andriamanitra taminareo manao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ny amin’ny fitsanganan’ny maty, moa mbola tsy novakinareo va ny teny nataon’Andriamanitra taminareo milaza hoe:
malagasy
Fa ny amin'ny fitsanganan'ny maty, moa tsy mbola novakinareo va ny teny nataon'Andriamanitra taminareo manao hoe: