Matthew 22:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba (Eks 3.6)? Andriamanitra tsy an’ny maty fa an’ny velona.»
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no Andriamanitr’i Abrahama, sy Andriamanitr’i Isaaka, ary Andriamanitr’i Jakôba? Nefa tsy mba Andriamanitry ny maty Izy, fa an’ny velona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho no Andriamanitr’i Abrahama, sy Andriamanitr’i Itsehàka ary Andriamanitr’i Jakôba»? Tsy Andriamanitry ny maty Izy fa Andriamanitry ny velona.
Malagasy Bible 1865
Izaho no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'isaka ary Andriamanitr'i Jakoba (Eks. 3. 6)? Andriamanitra tsy an'ny maty, fa an'ny velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba (Eks 3.6)? Andriamanitra tsy an’ny maty fa an’ny velona.»
malagasy
Izaho no Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'isaka ary Andriamanitr'i Jakoba (Eks. 3. 6)? Andriamanitra tsy an'ny maty, fa an'ny velona.