Matthew 22:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka, raha nandre izany, dia talanjona tamin’ny fampianarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Gaga ny vahoaka nony nandre izany fampianarany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Gaga dia gaga ny vahoaka nony nandre izany fampianaran’i Jesoa izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin'ny fampianarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka, raha nandre izany, dia talanjona tamin’ny fampianarany.
malagasy
Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin'ny fampianarany.