Matthew 22:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny Fariseo, nony nandre fa gina teo anatrehan’i Jesosy ny Sadoseo, dia nivory teo amin’ny toerana iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’ny Farisianina fa nataon’i Jesoa tsy nanan-kalahatra ny Sadoseanina, dia nivory izy rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao ren’ny Farisianina fa nataon’i Jesoa tsy nanan-kalahatra ny Tsadoseanina, dia vory teo amin’io toerana io ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny Fariseo*, nony nandre fa gina teo anatrehan’i Jesosy ny Sadoseo, dia nivory teo amin’ny toerana iray.
malagasy
Fa ny Fariseo, nony nandre fa nampahasina ny Sadoseo Izy, dia niangona.