Matthew 22:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray tamin’ireo, izay mpahay lalàna, dia nanontany naka fanahy Azy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny anankiray izay mpahay Lalàna tamin’izy ireo nanontany Azy mba haka fanahy Azy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary mpahay lalàna ny anankiray tamin’ireto Farisianina, ka mba hamandrihany an’i Jesoa no nanontaniany Azy hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ireo, izay mpahay lalàna, nanontany naka fanahy Azy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray tamin’ireo, izay mpahay lalàna, dia nanontany naka fanahy Azy hoe:
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ireo, izay mpahay lalàna, nanontany naka fanahy Azy ka nanao hoe: