Matthew 22:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpampianatra ô, ny didy manao ahoana moa no lehibe ao amin’ny lalàna?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry Mpampianatra ô, inona no didy lehibe indrindra amin’ny Lalàna?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Mpampianatra ô, inona no didy lehibe indrindra ao amin’ny lalàna?
Malagasy Bible 1865
Mpampianatra ô, ny didy manao ahoana moa no lehibe ao amin'ny lalàna?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpampianatra ô, ny didy manao ahoana moa no lehibe ao amin’ny lalàna?
malagasy
Mpampianatra ô, ny didy manao ahoana moa no lehibe ao amin'ny lalàna?