Matthew 22:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: «Tiava ny namanao tahaka ny tenanao» (Lev 19.18).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny faharoa izay tahaka ny voalohany ihany dia izao: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny faharoa, izay tahaka ny voalohany ihany, dia izao: «Tiavo ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: «Tiava ny namanao tahaka ny tenanao» (Lev 19.18).
malagasy
Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev. 19. 18).