Matthew 22:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany didy roa izany no ihantonan’ny lalàna manontolo sy ny mpaminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ao amin’izany didy roa izany ny Lalàna rehetra sy ny Mpaminany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo didy anankiroa ireo no ifaharan’ny lalànan ’i Mosesy manontolo sy ny fampianaran’ny mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Izany didy roa izany no ihantonan'ny lalàna rehetra sy ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany didy roa izany no ihantonan’ny lalàna manontolo sy ny mpaminany.
malagasy
Izany didy roa izany no ihantonan'ny lalàna rehetra sy ny mpaminany.