Matthew 22:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tafavory ny Fariseo dia nanontany azy ireo Jesosy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mbola nivory teo ny Farisianina dia nanontanian’i Jesoa hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola vory teo iny kosa ny Farisianina, dia nanontany azy ireo i Jesoa
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tafangona ny Fariseo, dia nanontany azy Jesosy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tafavory ny Fariseo* dia nanontany azy ireo Jesosy hoe:
malagasy
Ary rehefa tafangona ny Fariseo, dia nanontany azy Jesosy ka nanao hoe: