Matthew 22:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahoana ny hevitrareo ny amin’i Kristy? Zanak’iza moa Izy? Dia hoy ireo Taminy: Zanak’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ahoana ny hevitrareo ny amin’i Kristy? Zanak’iza Izy?» «Zanak’i Davida» hoy ireo taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanao hoe: –Ahoana no hevitrareo ny amin’ny Mesia, Zanak’iza moa Izy? Dia novalian’ireo hoe: – Zanak’i Davida!
Malagasy Bible 1865
Ahoana no hevitrareo ny amin'i Kristy? Zanak'iza moa Izy? Hoy izy taminy: Zanak'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahoana ny hevitrareo ny amin’i Kristy*? Zanak’iza moa Izy? Dia hoy ireo Taminy: Zanak’i Davida.
malagasy
Ahoana no hevitrareo ny amin'i Kristy? Zanak'iza moa Izy? Hoy izy taminy: Zanak'i Davida.