Matthew 22:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy tamin’izy ireo: Koa nahoana ary i Davida, amin’ny Fanahy, no miantso Azy hoe Tompo, sady miteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nahoana àry i Davida, hoy Izy tamin’ireo, raha tsindrian’ny Fanahy Masina no miantso Azy ho Tompo, fa hoy izy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa taminy: –Nahoana àry i Davida, rehefa nohazavain’ny Fanahy Masina, no miantso ny Mesia hoe: «Tompoko»? Fa izao no tenin’i Davida:
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Koa nahoana ary Davida amin'ny Fanahy no manao Azy hoe Tompo, ka manao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy tamin’izy ireo: Koa nahoana ary i Davida, amin’ny Fanahy, no miantso Azy hoe Tompo, sady miteny hoe:
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Koa nahoana ary Davida amin'ny Fanahy no manao Azy hoe Tompo, ka manao hoe: